|
|
|
|

Entrée1  mitsako dilana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] manao fihetsehan' ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona, tsy misy inona tsakoina; tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana
Mots élémentaires  4  mitsako, dilana
Synonymes  5  mitsapodilana

Mis à jour le 2024/12/10